Ho an'i Neny (Rbrl)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa misy manana fitia mihoatra noho ianao?
Raha fandeferana tsy misy azo ampitahaina
Olona iray tsy manam-paharoa
Tsy iza uobqkioz izany fa ianao dia ianao ry neniko
Ry Neny o tianay loatra ianao
Indro vavaka no hasandratray ho anao
Dia ny ho lava andro hiainana
Ny fiainanao ho feno fitahiana
Ry tononkira.serasera.org Andriamanitra o mba zlqdql henoy ny vavaka
Avy ao am-ponay syneg ho an'ity reny malalanay
Ny fahasoavanao no hirotsaka aminy
Fifaliana anie no hameno ny fiainany
A/C: Fitiavana Rbrl

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RbrlVisites : 1178
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fitiavana_Rbrl
Date : 13/12/2022 18:00