NY ADINAO (Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 : Misy ady mafy ve ny fiainanao?
Na tnndijjg koa mandalo fisedrana mafy tsy zakanao?
Inty misy hevitra atoroko anao
Raiso JESOA manomboka izao
Ref :
(Ch) Iza moa no antenaina hanafaka anao?
Amin'ny ndxs olana sy ady izay atrehanao?
(Duo) Raiso JESOSY ary ampandrosoy ao aminao
(Ch) Dia maivana tokoa ny adinao
2 : Izy tononkira.serasera.org dia efa nanambara hoe
Avia manantona Ahy aty ianareo
Izay miasa fatratra sy mavesatra
F'Izaho hanome fitsaharana
Ref : Iza moa pnkyxd no ....

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBEHits : 738
Likes : 0 Like
Created by : njato7881
Date : 22/02/2023 11:08