Derao Derao (Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Derao derao, Jehovah Tomponao
Ankalazao koa, ny nqru Voninahiny
Derao derao, Jesosy Tomponao
Fa mandrakizay ny famindrapony
Ireo helokao sy otanao
Ho afaka tokoa raha amino ianao
Indrindra koa raha matoky ianao
Fa Izy no Jesoa Mpamonjinao
Derao derao, Jehovah Tomponao
Fa lehibe tokoa ny fanafahany
Derao derao, Jesosy Tomponao
Sy ny fanahy koa mpananatra anao
Ny toaka sy rongony paraky sy sigara
Ny adalanao tononkira.serasera.org ny toetra ratsinao
Izay rehetra mangeja anao
Hoa afaka yojlrqbn tokoa dywcxhe rah amino ianao
Ankalazao koa, ny nqru Voninahiny
Derao derao, Jesosy Tomponao
Fa mandrakizay ny famindrapony
Ireo helokao sy otanao
Ho afaka tokoa raha amino ianao
Indrindra koa raha matoky ianao
Fa Izy no Jesoa Mpamonjinao
Derao derao, Jehovah Tomponao
Fa lehibe tokoa ny fanafahany
Derao derao, Jesosy Tomponao
Sy ny fanahy koa mpananatra anao
Ny toaka sy rongony paraky sy sigara
Ny adalanao tononkira.serasera.org ny toetra ratsinao
Izay rehetra mangeja anao
Hoa afaka yojlrqbn tokoa dywcxhe rah amino ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBEVangy : 1732
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : njato7881
Daty : 14/05/2016 12:01
