MAMBOATRA LALANA (Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Mamboatra lalana ehMandeha an-danitra eee x4
1. Tiako tegna tiako ny mandeha am-piangonana
Tsy mipoerapiera zahay fô tegna midera
Mihira fiderana 'zahay Rantsana Fanantenana
Ataonay mahafinaritra e
Fa hirainay any an-danitra ee
Réf: mamboatra lalana........
2. Zaho tô efa tsy any ko higaka,
hizaha,hisôma balle
Jamala sigaretinô
Mandratra saigny,fô,fanahy
'Zaho ndraiky volagninô miala lalagna e
Miala lalan'afo be fô momba lalan-danitra ee
Ref: mamboatra lalana..............
3. Ah manafonaka
Anô mangala onon-draha
Tandrignesa,zahava tsara be vôvô an-dradio sy télé e
Mosoary ndraiky kere
Misôsoko aretim-be
Takatra jalin'olongo e
Jesosy no vahaolana ee
Mandalo ny fiainana eto an-tany
Katsaho 'lay any an-danitra any ry olo jiaby e (ry olo jiaby e)
Jalinao ake io e mbola hisôsoko afo be digninô vé (digninô ve?)
Toerana an-danitra any
Mangilatra tegna tsy tamy avako iaby e
Midôko ailan'i Jesoa tsy misy raha mampiasa loha camarade eee
Alô tsika e
Ref: Mamboatra lalana.............
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBEVangy : 398
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : njato7881
Daty : 22/02/2023 11:00