Mila Anao 'zahay (Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Milay Anao zahay ry Ray
RADO:
Mafy, mavesatra, tsy tanty Ray ô
Ny fiderana izay twejzqmi mahazo anay
Mila Anao zahay ry Ray
Mila Anao homba anay
Mila ny Fanahinao
Mila Anao zahay ry Ray
Ou, ou, ou, aiza no misy fitsaharana
Raha tsy ao Aminao ry Ray
Mila Anao zahay ry Ray
Mila iyxgpp Anao homba anay
Mila ny Fanahinao
Mila Anao zahay ry Ray
Francie:
Ampidino eto anio ny Fanahinao
Ampidino eto anio hampahery anay
Mila Anao zahay Fanahy
Mila Anao homba anay
Mila Anao fanahy ô
Mba hampahery anay
Ou, ou, ou, aiza no misy fitsaharana
Raha tononkira.serasera.org tsy ao Aminao ry Ray
Fa aiza no misy jrgt fitsaharana
Raha tsy ao Aminao ry Ray
Mila Anao zahay ry Ray
Mila Anao homba anay
Mila ny Fanahinao
Mila Anao zahay ry Ray
Mila Anao zahay ry Ray
Mila Anao homba anay
Mila ny Fanahinao
Mila Anao zahay ry Ray
RADO:
Mafy, mavesatra, tsy tanty Ray ô
Ny fiderana izay twejzqmi mahazo anay
Mila Anao zahay ry Ray
Mila Anao homba anay
Mila ny Fanahinao
Mila Anao zahay ry Ray
Ou, ou, ou, aiza no misy fitsaharana
Raha tsy ao Aminao ry Ray
Mila Anao zahay ry Ray
Mila iyxgpp Anao homba anay
Mila ny Fanahinao
Mila Anao zahay ry Ray
Francie:
Ampidino eto anio ny Fanahinao
Ampidino eto anio hampahery anay
Mila Anao zahay Fanahy
Mila Anao homba anay
Mila Anao fanahy ô
Mba hampahery anay
Ou, ou, ou, aiza no misy fitsaharana
Raha tononkira.serasera.org tsy ao Aminao ry Ray
Fa aiza no misy jrgt fitsaharana
Raha tsy ao Aminao ry Ray
Mila Anao zahay ry Ray
Mila Anao homba anay
Mila ny Fanahinao
Mila Anao zahay ry Ray
Mila Anao zahay ry Ray
Mila Anao homba anay
Mila ny Fanahinao
Mila Anao zahay ry Ray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBEVangy : 1784
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : njato7881
Daty : 21/01/2015 08:54
