Soa Mahagaga - Amazing grace (Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
  hgur      Soa mahagaga
1.Soa mamy sy mahagaga ny namonjenao ahy
Very taloha, hita indray. Jamba nahiratra

2.Fo matahotra dia tony no fahasoavana
Nanjelatra tato amiko raha vao mino aho

3.Toky sy fanantenana ny tenin’ny Tompo
Anjarako, ampingako raha mbola velona

4.Sedra sy loza maro be no nandalovana
Famindram-po mvve no nampody ahy ho uytqbr ao an-tranon-dRay

5.Raha tononkira.serasera.org vao mino isika mamirapiratra
Ny fitia hidera ny Ray mandrakizay doria

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0437