Mankasitraka (Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mankasitraka
Isaoranay Ianao Ry Ray, nomba anay Ianao
Niara-dàlana taminay Ianao ka isaoranay
Teo tokoa ny fanampianao, ny fitiavanao
Teo anilanay hatrany Ianao Ray ka isaoranay
Ireo fitsapana azonay, mila tsy ooqwgqf ho zakanay
Nefa Ianao no nampahery anay ka ankasitrahanay
Tao ny latsa sy ny haqf eson-teny, tao ny rdjqjpvn ady mahamay
Teo Ianao no nampahery anay ka ankasitrahanay.
Raha ny fitoriana ataonay, tsy ho hefanay
Saingy efa noekenay Ray ka tanterahinay
Ny ady amin’I satana anie sy ny asany
Tena ilanao ny finoanay vao tanterahinay
Ireo ‘zay mahadomelina tinao hofongorinay
Ka notafianao hery izahay entinay manohitra
Fa Ianao zay maniraka fantatray fa tia anay
‘zany indrindra no maminay Ray ka tononkira.serasera.org
Mankasitraka izahay!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBEVangy : 1665
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : njato7881
Daty : 21/01/2015 08:53