NY ADINAO (Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 : Misy ady mafy ve ny fiainanao?
Na koa mandalo fisedrana mafy tsy zakanao?
Inty misy hevitra atoroko anao
Raiso JESOA manomboka izao

Ref :

(Ch) Iza moa no antenaina hanafaka anao?
Amin'ny olana sy ady izay atrehanao?
(Duo) Raiso JESOSY ary ampandrosoy ao aminao
(Ch) Dia maivana tokoa ny adinao

2 : Izy dia efa nanambara hoe
Avia manantona Ahy aty ianareo
Izay miasa fatratra sy mavesatra
F'Izaho hanome fitsaharana

Ref : Iza moa no ....
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE
Hits : 250
Likes : 0 Like
Created by : njato7881
Date : 22/02/2023 11:08
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0732