Ho Anao ny hiranay (Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hiranay

Ry Rainay, Ry Rainay, ouh ouh ouh
Asandratray ho Anao ry Ray ny hiranay(3fois)
Ho Anao ry Ray ny hiranay
Ny hiranay, ny hiranay, ouh ouh ouh
N’aiza misy anay, ho Anao ny hiranay(3fois)
Ho Anao ry Ray ny hiranay
Hideran’Anao ny hiranay, ouh ouh ouh
Hideran’Anao ry Ray ny hiranay
Fiderana Anao ry Ray ny hiranay
N’amin’ny maraina n’amin’ny hariva
Ho Anao ry Ray ny hiranay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE
Vangy : 828
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : njato7881
Daty : 21/01/2015 08:37
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0812