NY ADINAO (Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 : Misy ady mafy ve ny fiainanao?
Na koa mandalo fisedrana mafy tsy zakanao?
Inty misy hevitra atoroko anao
Raiso JESOA manomboka sgsyl izao
Ref :
(Ch) Iza moa no antenaina hanafaka anao?
Amin'ny tononkira.serasera.org olana sy ady izay atrehanao?
(Duo) Raiso JESOSY ary ampandrosoy ao xpvminun aminao
(Ch) xywzwrqv Dia maivana tokoa ny adinao
2 : Izy dia efa nanambara hoe
Avia manantona Ahy aty ianareo
Izay miasa fatratra sy mavesatra
F'Izaho hanome fitsaharana
Ref : Iza moa no ....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBEVangy : 737
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : njato7881
Daty : 22/02/2023 11:08