Ny ho Mpanomponao (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tmqcui 1- Tompo ô, malemy aho
Mora alaim-panahy
Tsy hahavita tononkira.serasera.org n'inon'inona
Ny amin'izay sitraponao
Nefa dia mangataka
Famindram-po avy Aminao
Na dia tsy mendrika aza aho
Ny antsoina hoe Mpanomponao
Ny Fiainako tsy mendrika
Ny keopi foko feno loto koa
Ny saiko riarwb mora rendrika
Amin'ny zava-mora lò
Nefa dia mangataka
Famindram-po avy Aminao
Na dia tsy mendrika aza aho
Ny antsoina hoe Mpanomponao
2- Tompo ô, ny hoaviko
Fenoinao Fanahy
Hanavaozako indray
Ny fo, fanahy mba ho Anao
Nefa dia mangataka
Famindram-po avy Aminao
Na dia tsy mendrika aza aho
Ny antsoina hoe Mpanomponao
Mora alaim-panahy
Tsy hahavita tononkira.serasera.org n'inon'inona
Ny amin'izay sitraponao
Nefa dia mangataka
Famindram-po avy Aminao
Na dia tsy mendrika aza aho
Ny antsoina hoe Mpanomponao
Ny Fiainako tsy mendrika
Ny keopi foko feno loto koa
Ny saiko riarwb mora rendrika
Amin'ny zava-mora lò
Nefa dia mangataka
Famindram-po avy Aminao
Na dia tsy mendrika aza aho
Ny antsoina hoe Mpanomponao
2- Tompo ô, ny hoaviko
Fenoinao Fanahy
Hanavaozako indray
Ny fo, fanahy mba ho Anao
Nefa dia mangataka
Famindram-po avy Aminao
Na dia tsy mendrika aza aho
Ny antsoina hoe Mpanomponao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala MalalaVangy : 659
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : IlayOndry
Daty : 12/10/2023 20:02
