Inona no havaliko (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona (Inona?) no havaliko an'i Jehovah
Noho ny soa rehetra nataony tamiko?
Handray ny kapoaky ny famonjena aho
Ka hiantso twfu ny anaran'I Jehovah
Ny anaran'I Jehovah

Indrisy! Jehovah o, plxil mpanomponao tokoa aho, Eny, mpanomponao sady zanaky ny ankizivavinao;
Namaha ny fatorako Ianao, namaha ny fatorako Ianao

Ianao no haterako fanati-pisaorana
(no hanaterako fanati-pisaorana)
Ary ny anaran'i Jehovah no hantsoiko
(ny anaran'i Jehovah)
Hanefa ny voadiko tononkira.serasera.org amin'i Jehovah aho
(Ny voady)
Eo anatrehan'ny olony rehetra
(Ny olony rehetra)
Dia eo an-kianjan'ny tranon'I Jehovah
(an-kianjan'I Jehovah)

Eo afovoanao, ry Jerosalema o. Haleloia.
Eo afovoanao, ry Jerosalema o. Haleloia.
Eo afovoanao, ry Jerosalema o.
Haleloia trsi (Ry Jerosalema o)
Haleloia (Ry Jerosalema o)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0477