TARANAKA VOAFIDY (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taranaka voafidy isika natao haneho ny hatsarany
'zay rehetra ilaiko azoko avokoa
Haiko izao iza moa aho BIS
Mino izay hiheverany ahy, zay idiatw lazainy ho ahy
Zay hitondrany ahy, haiko iza moa aho BIS
Mandeha amin'ny hery aho
Mandeha amin'ny tononkira.serasera.org fahagagana
Hiaina amin'ny fahasoavanao

Oh oh oh oh oh oh oh oh haiko iza moa aho ×4

Masina aho
Marina ao aminy
Manana aho
Tena tsara twnphnj indrindra

Mandeha amin'ny hery aho...×2

Jereo anie fa mahagaga
Tsy mampanahy zay wjad mitranga a
Feno voninahiny
Haiko iza moa aho BIS

Oh oh oh oh oh oh oh oh haiko iza moa aho ×2

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0315