Ny ho Mpanomponao (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tompo ô, malemy aho
Mora alaim-panahy
Tsy hahavita n'inon'inona
Ny tononkira.serasera.org amin'izay sitraponao
Nefa dia mangataka
Famindram-po avy Aminao
Na dia tsy mendrika aza aho
Ny antsoina hoe Mpanomponao

Ny Fiainako tsy mendrika
Ny foko feno loto koa
Ny eprwshm saiko mora rendrika
Amin'ny zava-mora lò
Nefa dia mangataka
Famindram-po avy Aminao
Na gduv dia tsy mendrika aza aho
Ny antsoina hoe Mpanomponao

2- Tompo ô, ny klkv hoaviko
Fenoinao Fanahy
Hanavaozako indray
Ny fo, fanahy mba ho Anao
Nefa dia mangataka
Famindram-po avy Aminao
Na dia tsy mendrika aza aho
Ny antsoina hoe Mpanomponao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0458