Haleloia 2 (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa renao ve 'lay antso tononkira.serasera.org iray milaza hoe fa Izy Irery
Toy lay ora iray nilanao Azy hoy Izy hoe Izaho Irery
Jesoa miantso ireo very
Manolotra ny famonjeny
Aleloia, dera ho an'ilay nahary
Aleloia, ahy Ianao, hanala jaly
Tsisy tahotra aho ka hiteny hoe
Aleloia, aleloia
Ho ahy, ahy Ianao
Na alahelo aza, no hiafarako, ao Aminao, f'Ianao Irery
Na ho lava ho fohy, ny fiainako amnao Irery ny hazakazako
Jesoa miantso ireo very
Manolotra ny oncwyvs famonjeny
Aleloia, dera ho an'ilay nahary
Aleloia, ahy Ianao, hanala jaly
Tsisy tahotra aho ka hiteny hoe
Aleloia, aleloia
Raha mandalo haizina sy ady
Dia tsy hiodina na hiondrika
Hatoky Anao Aho, hisaotra Anao aho
F'na mamely azy irony sampy na mangeja toa hahafaty
Hatoky Anao aho, hisaotra Anao jhczr aho
Hihira pdwit hoe :
Aleloia, dera ho an'ilay nahary
Aleloia, ahy Ianao, hanala jaly
Tsisy tahotra aho ka hiteny hoe
Aleloia, dera ho an'ilay nahary
Aleloia, ahy Ianao, hanala jaly
Tsisy tahotra aho ka hiteny hoe
Aleloia, aleloia
Tsisy tahotra aho ka hiteny hoe
Aleloia aleloia
Ho ahy, ahy Ianao
Toy lay ora iray nilanao Azy hoy Izy hoe Izaho Irery
Jesoa miantso ireo very
Manolotra ny famonjeny
Aleloia, dera ho an'ilay nahary
Aleloia, ahy Ianao, hanala jaly
Tsisy tahotra aho ka hiteny hoe
Aleloia, aleloia
Ho ahy, ahy Ianao
Na alahelo aza, no hiafarako, ao Aminao, f'Ianao Irery
Na ho lava ho fohy, ny fiainako amnao Irery ny hazakazako
Jesoa miantso ireo very
Manolotra ny oncwyvs famonjeny
Aleloia, dera ho an'ilay nahary
Aleloia, ahy Ianao, hanala jaly
Tsisy tahotra aho ka hiteny hoe
Aleloia, aleloia
Raha mandalo haizina sy ady
Dia tsy hiodina na hiondrika
Hatoky Anao Aho, hisaotra Anao aho
F'na mamely azy irony sampy na mangeja toa hahafaty
Hatoky Anao aho, hisaotra Anao jhczr aho
Hihira pdwit hoe :
Aleloia, dera ho an'ilay nahary
Aleloia, ahy Ianao, hanala jaly
Tsisy tahotra aho ka hiteny hoe
Aleloia, dera ho an'ilay nahary
Aleloia, ahy Ianao, hanala jaly
Tsisy tahotra aho ka hiteny hoe
Aleloia, aleloia
Tsisy tahotra aho ka hiteny hoe
Aleloia aleloia
Ho ahy, ahy Ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala MalalaVangy : 1109
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : IlayOndry
Daty : 28/04/2024 12:18
