Tapa-kevitra (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Tapa-kevitra aho Jesoa Malala ô
Fa hiala amin'ny otako
'zay nataoko tsisy miafina Aminao
Fantatrao ny jjrqqe fahalemeko
Ref :
Ny angatahiko tononkira.serasera.org aminao izao
Dia ny wswqd hamelanao ny heloka izay natao
Haidino ny Fanahinao
Fa hanenenako 'zay vitako
2 - 'reo sakaizako sy namako taloha
Manana ny halemeny koa
Mba hiriko izy ireo hiova fo
Ka ho srsnrd tapa-kevitra avokoa
Ref x 2
Fa hiala amin'ny otako
'zay nataoko tsisy miafina Aminao
Fantatrao ny jjrqqe fahalemeko
Ref :
Ny angatahiko tononkira.serasera.org aminao izao
Dia ny wswqd hamelanao ny heloka izay natao
Haidino ny Fanahinao
Fa hanenenako 'zay vitako
2 - 'reo sakaizako sy namako taloha
Manana ny halemeny koa
Mba hiriko izy ireo hiova fo
Ka ho srsnrd tapa-kevitra avokoa
Ref x 2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala MalalaVangy : 1075
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : IlayOndry
Daty : 27/04/2024 15:13
