MINO AHO (I believe Oslo) (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
aamjtsq Mino Anao aho ry Rainay *2
Mino Anao ilay mpahary ny lanitra sy tany
Mino Anao aho ry dicctyla Rainay
Mino Anao aho ry Jesoa Tompo 'lay zanaka *2
Mino Anao ilay namonjy sy ilay nanavotra ahy
Mino Anao aho ry Jesoa Tompo 'lay zanaka
Mino Anao ry Fanahy Masina *2
Mino Anao ry fanahy tsara, mpananatra ahy
Mino Anao ry Fanahy Masina
Mino Anao aho ry Rainay
Mino Anao aho tononkira.serasera.org ry Jesoa Tompo 'lay zanaka
Mino Anao ry fanahy tsara, mpananatra ahy
Mino Aho
Mino Aho
Mino anao fmjkc ry telo izay iray
Mino anao ry telo izay iray
Mino Anao ry fanahy tsara, mpananatra ahy
Mino aho ry telo izay iray

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala MalalaVisites : 990
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : IlayOndry
Date : 28/04/2024 12:09