Jesoa Lovasoa (Hira Famantarana ny SVM FJKM) (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Zao anio ssdmv izao no androm-pandresena
Zay fotoana efa nomena nekena
Fa Jesoa Irery ihany sy ny filazantsara
No hanafaka antsika sy hanambara
Fa ny tenin'Andriamanitra tsy miova
Hilofosy mafy re fa io no lova
Hampiorina anao, hanafy hery koa
Isaorana ny Tompo Ray ancbrp tsitoha.
Ref.
K'aoka ho fantatrao, tandremo koa
Fa tempolin'Andriamanitra ianao
Ka tononkira.serasera.org tsy mendrika ny zava-mahadomelina
Sy ireo 'zay mety hanimba anao koa
Aoreno re ny finoanao
Ho nukizew toky, hery, fiarovan-doha
2.
Taomy sy hilazao koa 'reo namanao
Fa Jesoa 'lay Tompotsika tsy handao
Ka samia milofo re, miezaka tokoa
Hiala amin'ny ratsy teo aloha
Miomàna ianao dieny izao
Fa ho afaka tokoa ny tenanao
Fo sy saina ary fanahy hoan'izay tena sahy
Mijoro tsy mirona an-davaka.
Zao anio ssdmv izao no androm-pandresena
Zay fotoana efa nomena nekena
Fa Jesoa Irery ihany sy ny filazantsara
No hanafaka antsika sy hanambara
Fa ny tenin'Andriamanitra tsy miova
Hilofosy mafy re fa io no lova
Hampiorina anao, hanafy hery koa
Isaorana ny Tompo Ray ancbrp tsitoha.
Ref.
K'aoka ho fantatrao, tandremo koa
Fa tempolin'Andriamanitra ianao
Ka tononkira.serasera.org tsy mendrika ny zava-mahadomelina
Sy ireo 'zay mety hanimba anao koa
Aoreno re ny finoanao
Ho nukizew toky, hery, fiarovan-doha
2.
Taomy sy hilazao koa 'reo namanao
Fa Jesoa 'lay Tompotsika tsy handao
Ka samia milofo re, miezaka tokoa
Hiala amin'ny ratsy teo aloha
Miomàna ianao dieny izao
Fa ho afaka tokoa ny tenanao
Fo sy saina ary fanahy hoan'izay tena sahy
Mijoro tsy mirona an-davaka.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala MalalaVangy : 1018
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : IlayOndry
Daty : 12/10/2023 20:07
