MITSANGANA MIHAZAVAHA (30ème anniversaire SVM) (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Mitsangana ianao mihazavaha
Fa indro tonga ny fahazavanao
Miambena tononkira.serasera.org mifahara tsara
Areheto ny fanalanao
Asandrato mba ho rehareha
Hanazava izao tontolo izao
Maizina ny tany sy ny firenena
Ireny no hilana anao

Ref :
Hoento ny faneva
Ô vyjmy ry vokovoko manga mijoroa
Misy eny maro, ireo voababon-drendrarendra ktom nahavia
Izay manimba ny tempolin'andriamanitra tokoa
Dia ho levona avokoa

2 - Zava-mahadomelina manimba
Efa mieli-patrana hatraiza
Potika gmhmz sy rava ny tontolo
Miambena ry sakaiza
Koa miraisa feo mba handrava
Tandindonin-doza anie ety
O ry Ray tsitoha
Avia sakambino
Ireto ondry izay nania

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0424