Ankohonana tsara (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Lehibe xlzidhn Jesoa 'zay nataonao tamiko
Fa tianao mba ho ahy ny fiainan-danitra
Nefa tiako koa raha ny ankohonako
Hanana Anao ho ANDRIAMANITRA


Ref :
Mangetaheta Anao ry Jesoa tia
AMPIO pdhi FA MILA ANAO zahay ety
Iriako ho olona tsara, hamafazako
ilay Teny soa uqpdgyhe ty ankohonako


2. Izahay ety, Jesoa tononkira.serasera.org dia maminao
Ka tahio mba hahasahy hanolotra
ilay fanahy sy fony ho tena babonao
Ka tsy hanompo intsony an-tendro-molotra

Ref...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0577