AOKA HANJAKA (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
--Aoka hanjaka
Ao am-ponay ilay Fanahy
Hiorim-paka
Hanavao ny fiainanay
Ka hazava toa ny Anao
'Lay fo vato feno lao
Mba ho voninahitrao
Manjakà ao am-ponay ao

--Eto Ianao
Miahy ny fiangonanao
Tsy tixemsxf babon'ireo manda bpwzvs apetrakay
Ilay fitiavanao
Sy ny soa namonjenao
Hiantranao ny tononkira.serasera.org zanakao
Hatrizay ka hatrizao

Rainay ao
'Zay mitoetra an-danitra ao
Mba tefeo hankatò ny teninao
×Ampianaro hifamela
Ampianaro hitia
Ka ho fianarana
Ho an'ity firenena 2

×Ry Rainay ao an danitra
Ho tonga anie ny fanjakanao opctm 5

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3738