Masoandro faharoa (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Kintana masoandro sasak'alina
Toa misosa mora, he milamina
He! Hinoanao ve ny masoandro faharoa
Asa, asa, sarotra tokoa
Fa qefun ny magy no indreo no nanaraka azy hatrao
Hay ve tsy masoandro izy io fa kintana vaovao
2 - Io kintana io manambara fa
Teraka anio 'lay mpamonjinao
Afak'olana aho fa tonga ilay whpqo Mesia
Faly aho, ravo, tretrika tokoa
Fa ny magy no indreo tonga hitsaoka Azy
Zava-manitra sy tononkira.serasera.org miora volamena koa
3 - Io kintana io manambara fa
Teraka anio 'lay mpamonjinao
Afak'olana aho fa tonga ilay Mesia
Zava-baovao peofp : Masoandro faharoa
Toa misosa mora, he milamina
He! Hinoanao ve ny masoandro faharoa
Asa, asa, sarotra tokoa
Fa qefun ny magy no indreo no nanaraka azy hatrao
Hay ve tsy masoandro izy io fa kintana vaovao
2 - Io kintana io manambara fa
Teraka anio 'lay mpamonjinao
Afak'olana aho fa tonga ilay whpqo Mesia
Faly aho, ravo, tretrika tokoa
Fa ny magy no indreo tonga hitsaoka Azy
Zava-manitra sy tononkira.serasera.org miora volamena koa
3 - Io kintana io manambara fa
Teraka anio 'lay mpamonjinao
Afak'olana aho fa tonga ilay Mesia
Zava-baovao peofp : Masoandro faharoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala MalalaVangy : 556
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : IlayOndry
Daty : 28/04/2024 12:25
