Masoandro faharoa (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Kintana masoandro sasak'alina
Toa misosa mora, he tononkira.serasera.org milamina
He! Hinoanao ve ny masoandro faharoa
Asa, asa, sarotra tokoa
Fa ny magy no indreo no nanaraka vjrxzbr azy hatrao
Hay ve tsy masoandro izy io fa kintana vaovao
2 - Io kintana io manambara fa
Teraka desmn anio 'lay mpamonjinao
Afak'olana aho fa tonga ilay Mesia
Faly aho, ravo, tretrika nbajjfe tokoa
Fa ny magy no indreo tonga hitsaoka Azy
Zava-manitra sy miora volamena koa
3 - Io kintana io manambara fa
Teraka anio 'lay mpamonjinao
Afak'olana aho fa tonga ilay Mesia
Zava-baovao : Masoandro faharoa
Toa misosa mora, he tononkira.serasera.org milamina
He! Hinoanao ve ny masoandro faharoa
Asa, asa, sarotra tokoa
Fa ny magy no indreo no nanaraka vjrxzbr azy hatrao
Hay ve tsy masoandro izy io fa kintana vaovao
2 - Io kintana io manambara fa
Teraka desmn anio 'lay mpamonjinao
Afak'olana aho fa tonga ilay Mesia
Faly aho, ravo, tretrika nbajjfe tokoa
Fa ny magy no indreo tonga hitsaoka Azy
Zava-manitra sy miora volamena koa
3 - Io kintana io manambara fa
Teraka anio 'lay mpamonjinao
Afak'olana aho fa tonga ilay Mesia
Zava-baovao : Masoandro faharoa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala MalalaVisites : 555
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : IlayOndry
Date : 28/04/2024 12:25
