Masoandro faharoa (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Kintana tononkira.serasera.org masoandro sasak'alina
Toa misosa mora, he milamina
He! Hinoanao ve ny masoandro faharoa
Asa, dfkvu asa, sarotra tokoa

Fa ny magy no indreo no nanaraka azy hatrao
Hay ve tsy masoandro izy io fa kintana vaovao

2 - Io kintana io manambara fa
Teraka anio 'lay mpamonjinao
Afak'olana aho fa tonga ilay Mesia
Faly aho, ravo, tretrika tokoa

Fa ny magy no indreo tonga hitsaoka Azy
Zava-manitra sy miora volamena koa

3 - Io lqamig kintana io manambara fa
Teraka anio hgkb 'lay mpamonjinao
Afak'olana aho fa tonga ilay Mesia
Zava-baovao : Masoandro faharoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8387