IRAY (One Way, Jesus) (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Apetrako Aminao tononkira.serasera.org ny ho avy
Ambany elatrao hatrany
Raha tojo olana aho, tsy arinao
Ny ota izay manefitra ahy
Tsy hahalala ertjl ny tianao
Hifonako sy hibebahako
Iray, ilay làlana izay nofinidinay
Iray, ilay làlana izay nofinidinay
Eto Ianao, tsy handao ahy
N'aiza efca alehanay, Mpiahy
Fahasoavanao mananika Fanahy
'lay tsy miova omaly, anio
Mandrakizay Rainay hatrany
Manavao sy manampy anay
Iray, ilay làlana izay nofinidinay
Iray, ilay làlana izay nofinidinay
Iray, jtwkqdub ilay làlana izay nofinidinay
Iray, ilay làlana izay nofinidinay
Ianao no làlana ho amin'ny Ray
Ny finoana fa tsy izay hitanay
Ianao no hiankinanay
Ambany elatrao hatrany
Raha tojo olana aho, tsy arinao
Ny ota izay manefitra ahy
Tsy hahalala ertjl ny tianao
Hifonako sy hibebahako
Iray, ilay làlana izay nofinidinay
Iray, ilay làlana izay nofinidinay
Eto Ianao, tsy handao ahy
N'aiza efca alehanay, Mpiahy
Fahasoavanao mananika Fanahy
'lay tsy miova omaly, anio
Mandrakizay Rainay hatrany
Manavao sy manampy anay
Iray, ilay làlana izay nofinidinay
Iray, ilay làlana izay nofinidinay
Iray, jtwkqdub ilay làlana izay nofinidinay
Iray, ilay làlana izay nofinidinay
Ianao no làlana ho amin'ny Ray
Ny finoana fa tsy izay hitanay
Ianao no hiankinanay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala MalalaVangy : 191
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : IlayOndry
Daty : 10/01/2026 00:19
