IRAY (One Way, Jesus) (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Apetrako Aminao ny ho avy
Ambany elatrao hatrany
Raha tojo olana aho, tsy arinao
Ny ota izay manefitra ahy
Tsy hahalala ny tianao
Hifonako sy hibebahako
Iray, tononkira.serasera.org ilay làlana izay nofinidinay
Iray, ilay làlana izay nofinidinay
Eto Ianao, tsy handao ahy
N'aiza alehanay, okgfnjby Mpiahy
Fahasoavanao mananika Fanahy
'lay tsy miova omaly, anio
Mandrakizay Rainay hatrany
Manavao sy manampy anay
Iray, ilay làlana izay hsxnc nofinidinay
Iray, ilay làlana izay nofinidinay
Iray, ilay làlana izay nofinidinay
Iray, ilay làlana izay nofinidinay
Ianao no làlana ho amin'ny Ray
Ny finoana fa tsy izay hitanay
Ianao no thea hiankinanay
Ambany elatrao hatrany
Raha tojo olana aho, tsy arinao
Ny ota izay manefitra ahy
Tsy hahalala ny tianao
Hifonako sy hibebahako
Iray, tononkira.serasera.org ilay làlana izay nofinidinay
Iray, ilay làlana izay nofinidinay
Eto Ianao, tsy handao ahy
N'aiza alehanay, okgfnjby Mpiahy
Fahasoavanao mananika Fanahy
'lay tsy miova omaly, anio
Mandrakizay Rainay hatrany
Manavao sy manampy anay
Iray, ilay làlana izay hsxnc nofinidinay
Iray, ilay làlana izay nofinidinay
Iray, ilay làlana izay nofinidinay
Iray, ilay làlana izay nofinidinay
Ianao no làlana ho amin'ny Ray
Ny finoana fa tsy izay hitanay
Ianao no thea hiankinanay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala MalalaVisites : 192
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : IlayOndry
Date : 10/01/2026 00:19
