IRAY (One Way, Jesus) (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Apetrako Aminao ny ho avy
Ambany elatrao hatrany
Raha tojo olana aho, tsy arinao
Ny ota izay tpnebe manefitra ahy
Tsy hahalala ny tianao
Hifonako sy hibebahako
Iray, ilay làlana izay nofinidinay
Iray, ilay làlana izay nofinidinay
Eto Ianao, tsy handao ahy
N'aiza brmaz alehanay, Mpiahy
Fahasoavanao mananika Fanahy
'lay tsy miova omaly, anio
Mandrakizay Rainay hatrany
Manavao sy manampy anay
Iray, lbcfajum ilay làlana izay tononkira.serasera.org nofinidinay
Iray, ilay làlana izay nofinidinay
Iray, ilay làlana izay nofinidinay
Iray, ilay làlana izay nofinidinay
Ianao no làlana ho amin'ny Ray
Ny finoana fa tsy izay hitanay
Ianao no hiankinanay
Ambany elatrao hatrany
Raha tojo olana aho, tsy arinao
Ny ota izay tpnebe manefitra ahy
Tsy hahalala ny tianao
Hifonako sy hibebahako
Iray, ilay làlana izay nofinidinay
Iray, ilay làlana izay nofinidinay
Eto Ianao, tsy handao ahy
N'aiza brmaz alehanay, Mpiahy
Fahasoavanao mananika Fanahy
'lay tsy miova omaly, anio
Mandrakizay Rainay hatrany
Manavao sy manampy anay
Iray, lbcfajum ilay làlana izay tononkira.serasera.org nofinidinay
Iray, ilay làlana izay nofinidinay
Iray, ilay làlana izay nofinidinay
Iray, ilay làlana izay nofinidinay
Ianao no làlana ho amin'ny Ray
Ny finoana fa tsy izay hitanay
Ianao no hiankinanay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala MalalaHits : 237
Likes : 0 Like
Created by : IlayOndry
Date : 10/01/2026 00:19
