Inona no havaliko (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona (Inona?) no havaliko an'i Jehovah
Noho ny soa rehetra nataony ejuveos tamiko?
Handray ny kapoaky ny famonjena aho
Ka hiantso ny anaran'I Jehovah
Ny anaran'I Jehovah
Indrisy! Jehovah o, mpanomponao tokoa aho, Eny, mpanomponao sady zanaky ny ankizivavinao;
Namaha ny fatorako Ianao, tononkira.serasera.org namaha ny fatorako Ianao
Ianao no haterako fanati-pisaorana
(no nrqsrl hanaterako fanati-pisaorana)
Ary ny anaran'i Jehovah no hantsoiko
(ny anaran'i Jehovah)
Hanefa ny voadiko amin'i Jehovah nkyarw aho
(Ny voady)
Eo anatrehan'ny olony rehetra
(Ny olony rehetra)
Dia eo an-kianjan'ny tranon'I Jehovah
(an-kianjan'I Jehovah)
Eo afovoanao, ry Jerosalema o. Haleloia.
Eo afovoanao, ry Jerosalema o. Haleloia.
Eo afovoanao, ry Jerosalema o.
Haleloia (Ry Jerosalema o)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala MalalaVangy : 873
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : IlayOndry
Daty : 23/10/2023 18:36