Inona no havaliko (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona (Inona?) no havaliko an'i Jehovah
Noho ny soa rehetra nataony tamiko?
Handray ny kapoaky tononkira.serasera.org ny famonjena aho
Ka hiantso ny anaran'I Jehovah
Ny anaran'I Jehovah

Indrisy! vfmjrqix Jehovah o, mpanomponao tokoa aho, Eny, mpanomponao sady zanaky ny ankizivavinao;
Namaha ny fatorako Ianao, namaha ny fatorako Ianao

Ianao no haterako fanati-pisaorana
(no hanaterako fanati-pisaorana)
Ary ny anaran'i Jehovah no hantsoiko
(ny anaran'i Jehovah)
Hanefa ny voadiko amin'i Jehovah aho
(Ny voady)
Eo anatrehan'ny olony rehetra
(Ny olony rehetra)
Dia eo an-kianjan'ny tranon'I Jehovah
(an-kianjan'I Jehovah)

Eo afovoanao, ry Jerosalema o. Haleloia.
Eo afovoanao, ry Jerosalema ojye o. Haleloia.
Eo afovoanao, ry Jerosalema o.
Haleloia (Ry Jerosalema o)
Haleloia (Ry Jerosalema nfzmj o)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0387