Ampidiro aloha ny tenimiafina
Inona no havaliko (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona (Inona?) no havaliko an'i Jehovah
Noho ny soa rehetra nataony pbliwrjh tamiko?
Handray ny kapoaky ny famonjena aho
Ka hiantso ny anaran'I aapvlowk Jehovah
Ny sircymt anaran'I Jehovah
Indrisy! Jehovah o, mpanomponao tokoa aho, Eny, mpanomponao sady zanaky tononkira.serasera.org ny ankizivavinao;
Namaha ny fatorako Ianao, namaha ny fatorako Ianao
Ianao no haterako fanati-pisaorana
(no hanaterako fanati-pisaorana)
Ary ny anaran'i Jehovah no hantsoiko
(ny anaran'i Jehovah)
Hanefa ny voadiko amin'i Jehovah aho
(Ny voady)
Eo anatrehan'ny olony rehetra
(Ny olony rehetra)
Dia eo an-kianjan'ny tranon'I Jehovah
(an-kianjan'I Jehovah)
Eo afovoanao, ry Jerosalema o. Haleloia.
Eo afovoanao, ry Jerosalema o. Haleloia.
Eo afovoanao, ry Jerosalema o.
Haleloia (Ry Jerosalema o)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala MalalaHits : 951
Likes : 1 Like
Created by : IlayOndry
Date : 23/10/2023 18:36