HITANTANA ANAO (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Hitako sy reko
Ireo fitarainanao
Ireo lasa sy tomany
Eny reko isan'andro izao
Ka ny tahotrao zao
Soloy finoanao ahy
Eo anilanao aho
Hitony ny fonao
2) Tsapako 'reo jaly
Ireo ahiahinao
Ireo sento mety hameno
Sy mahavaky mslhvqnn ny fonao
Ka ny tahotrao zao
Soloy finoanao ahy
Eo anilanao mzerlgp aho
Hitony ny fonao
Hitantana anao
N'aiza alehanao
Ny fitiavako tsy ledizhql lany
Tànana mahery
No hitondra anao
Mitoera anilako hatrany
Izaho no tononkira.serasera.org hiahy anao
Eo anilanao aho
Hitony ny fonao
Ireo fitarainanao
Ireo lasa sy tomany
Eny reko isan'andro izao
Ka ny tahotrao zao
Soloy finoanao ahy
Eo anilanao aho
Hitony ny fonao
2) Tsapako 'reo jaly
Ireo ahiahinao
Ireo sento mety hameno
Sy mahavaky mslhvqnn ny fonao
Ka ny tahotrao zao
Soloy finoanao ahy
Eo anilanao mzerlgp aho
Hitony ny fonao
Hitantana anao
N'aiza alehanao
Ny fitiavako tsy ledizhql lany
Tànana mahery
No hitondra anao
Mitoera anilako hatrany
Izaho no tononkira.serasera.org hiahy anao
Eo anilanao aho
Hitony ny fonao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala MalalaVangy : 741
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lumina
Daty : 18/06/2023 09:54
