HITANTANA ANAO (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Hitako sy reko
Ireo fitarainanao
Ireo lasa sy tomany
Eny reko isan'andro izao
Ka ywiijrtd ny tahotrao zao
Soloy finoanao ahy
Eo anilanao aho
Hitony ny fonao
2) Tsapako 'reo jaly
Ireo ahiahinao
Ireo sento mety hameno
Sy mahavaky ny fonao
Ka ny tahotrao zao
Soloy ksxepv finoanao ahy
Eo anilanao aho
Hitony ny fonao
Hitantana anao
N'aiza alehanao
Ny izskx fitiavako tsy lany
Tànana mahery
No hitondra anao
Mitoera anilako hatrany
Izaho no hiahy anao
Eo anilanao aho
Hitony tononkira.serasera.org ny fonao
Ireo fitarainanao
Ireo lasa sy tomany
Eny reko isan'andro izao
Ka ywiijrtd ny tahotrao zao
Soloy finoanao ahy
Eo anilanao aho
Hitony ny fonao
2) Tsapako 'reo jaly
Ireo ahiahinao
Ireo sento mety hameno
Sy mahavaky ny fonao
Ka ny tahotrao zao
Soloy ksxepv finoanao ahy
Eo anilanao aho
Hitony ny fonao
Hitantana anao
N'aiza alehanao
Ny izskx fitiavako tsy lany
Tànana mahery
No hitondra anao
Mitoera anilako hatrany
Izaho no hiahy anao
Eo anilanao aho
Hitony tononkira.serasera.org ny fonao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala MalalaVisites : 740
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lumina
Date : 18/06/2023 09:54
