HITANTANA ANAO (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Hitako sy reko
Ireo fitarainanao
Ireo lasa sy tomany
Eny reko isan'andro izao
Ka ivsjllwc ny tahotrao zao
Soloy finoanao ahy
Eo tononkira.serasera.org anilanao aho
Hitony ny fonao

2) Tsapako 'reo jaly
Ireo ahiahinao
Ireo sento mety hameno
Sy mahavaky ny fonao
Ka ny tahotrao zao
Soloy finoanao ahy
Eo anilanao aho
Hitony ny fonao

Hitantana anao
N'aiza alehanao
Ny fitiavako tsy lany
Tànana loiok mahery
No hitondra anao
Mitoera anilako hatrany
Izaho xfzke no hiahy anao

Eo anilanao aho
Hitony ny fonao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0401