TSO-DRANO (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ho an'Andriamanitra vamzc anie ny Voninahitra
Ety an-tany ka mipaka tononkira.serasera.org any an-danitra
Dia Azy avokoa efa hatramin'ny taloha
Dia mbola Azy indray, anio ka ho mandrakizay
REF:
Fiadanana anie sy dukwys fitahiam-be
Hitosaka aminao manomboka izao
Ho ampoky ny soa avy amin'ny Ray Tsitoha
Ka dia mifalia, Eny hoy izaho indray mifalia
2) Ny fikasana sy faniriana ao anatinao
Dia ho tanteraka tokoa raha tena mino ianao
Mahatsiaro sambatra ny zanak'Andriamanitra
Raha toa "FITIAVANA" no hataony filamatra
REF*2:
Fiadanana anie sy fitahiam-be
Hitosaka aminao olzyzxsj manomboka izao
Ho ampoky ny soa avy amin'ny Ray Tsitoha
Ka dia mifalia, Eny hoy izaho indray mifalia
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Septembre 2024

--------
Lien:
Commentaires
Sandosantos
(
06/11/2024 07:29)
Ankafizo ary e, vaovao be 😉
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVisites : 500
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Sandosantos
Date : 06/11/2024 07:27