FAHEFANA (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Andriamanitra Tompo tsitoha, no isaoranay eto eram-po
Fa fitiavana lehibe tokoa, ary miampy ny famindram-po
Na dia maro aza ny ota efa vita sy ny ratsy nataontsika
Efa novidianay tamin'ny ràny, nofafany
REF: Fa Jesôsy Tompo efa nandresy, 'reo devoly ratsy sy fetsy
Teo ambonin'ny hazo fijaliana, sady tsy novidiana
Mandehana torio maneran-tany, fa fitiavana deezgln tsy mba lany
Ary fiainana soa mandrakizay, mandrakizay
2. Na dia tononkira.serasera.org misy aza fahavalo maro, te handavo sy mampimalo
Miaraka amin'ilay Jesoa Mpandresy, dia manoatra noho ny mpandresy
Ka hitsakitsaho mdoy sy hoseho, ireo devoly efa abvmc resy ireo
Efa nomena anao ny fahefana, FAHEFANA

Mandehana torio maneran-tany, fa fitiavana tsy mba lany

A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO

--------
Link:
About this song
Artist : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyHits : 694
Likes : 1 Like
Created by : Sandosantos
Date : 22/05/2023 12:34