FIFALIANA (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. He feno fifaliana sy haravoana
indray 'zahay satria nahoana?
Mahita anao manatrika etoana
He faly fa tafahaona

REF:
Hitahy anao anie Jesôsy tononkira.serasera.org tia
Mandritra ny androm-piainanao ety
Ka rtvmv hitohy hatrary annkoatra ary
ie ywboxctp he ie he dia fifaliana foana e!
Andao re mba yoifne hiaraka isika
hidera an'Andriamanitsika
Ataovy mafimafy ny lamako
Ataovy tsy miato

2. Andao re mba hiaraka isika
Hidera an'Andriamanitsika
Ataovy mafimafy ny lamàko
Ataovy tsy miato


A/C Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO

--------
Rohy:
Hevitra
Sandosantos ( 22/05/2023 12:36)
SVM RF Bemasoandro Itaosy
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy
Vangy : 862
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 22/05/2023 12:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2087