Ho lasa olom-baovao (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tandremo ny fahazaran-dratsy
Tandremo fa tena mahafaty
Ny toaka, rongony sy sigara
ialao, ialao fa tsy tsara
Izay mikasika azy tsy hamelàny
Any an-kady any no hiafarany
Dia ho very avokoa, ilay galona soa
'zay nomen'ilay Tompo mvfh Tsitoha
REF:
Fa ny tenantsika no tempoly
Ho potipotehan'ny devoly
Tsarovy, tsarovy ry bôgôsy
Malahelo flrgjy anao anie Jesôsy
Fa ny botakely sy ny sisa
Tsy hahazoanao ny paradisa
'reo 'zay mankafy setroka kely
Ho jinjain'ny afobe dia very
2. Anio ny Tompo miantso antsika
Nataony ho anao ny paradisa
Atolory azy ny tononkira.serasera.org fonao
Fa ho lasa olom-baovao
Ka hitovy endrika sy bika
amin'ilay Ray nahary antsika
Ho lasa avokoa, 'reo toetra pzde taloha
Voninahitra an-tampon'ny loha
REF x 2:
Fa ny tenantsika no tempoly
Ho potipotehan'ny devoly
Tsarovy, tsarovy ry bôgôsy
Malahelo anao anie Jesôsy
Fa ny botakely sy ny sisa
Tsy hahazoanao ny paradisa
'reo 'zay mankafy setroka kely
Ho jinjain'ny afobe dia very
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Tandremo fa tena mahafaty
Ny toaka, rongony sy sigara
ialao, ialao fa tsy tsara
Izay mikasika azy tsy hamelàny
Any an-kady any no hiafarany
Dia ho very avokoa, ilay galona soa
'zay nomen'ilay Tompo mvfh Tsitoha
REF:
Fa ny tenantsika no tempoly
Ho potipotehan'ny devoly
Tsarovy, tsarovy ry bôgôsy
Malahelo flrgjy anao anie Jesôsy
Fa ny botakely sy ny sisa
Tsy hahazoanao ny paradisa
'reo 'zay mankafy setroka kely
Ho jinjain'ny afobe dia very
2. Anio ny Tompo miantso antsika
Nataony ho anao ny paradisa
Atolory azy ny tononkira.serasera.org fonao
Fa ho lasa olom-baovao
Ka hitovy endrika sy bika
amin'ilay Ray nahary antsika
Ho lasa avokoa, 'reo toetra pzde taloha
Voninahitra an-tampon'ny loha
REF x 2:
Fa ny tenantsika no tempoly
Ho potipotehan'ny devoly
Tsarovy, tsarovy ry bôgôsy
Malahelo anao anie Jesôsy
Fa ny botakely sy ny sisa
Tsy hahazoanao ny paradisa
'reo 'zay mankafy setroka kely
Ho jinjain'ny afobe dia very
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVangy : 826
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 22/05/2023 12:38
