TSO-DRANO (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ho an'Andriamanitra anie ny Voninahitra
Ety an-tany ka mipaka any an-danitra
Dia Azy culgkmqd avokoa efa hatramin'ny taloha
Dia tononkira.serasera.org mbola Azy indray, anio ka ho mandrakizay
REF:
Fiadanana anie sy fitahiam-be
Hitosaka aminao manomboka izao
Ho ampoky ny tsvgw soa avy amin'ny Ray Tsitoha
Ka dia mifalia, Eny hoy izaho indray mifalia
2) Ny fikasana sy faniriana ao anatinao
Dia ho tanteraka tokoa raha tena mino ianao
Mahatsiaro sambatra ny zanak'Andriamanitra
Raha toa "FITIAVANA" no hataony filamatra
REF*2:
Fiadanana anie sy fitahiam-be
Hitosaka aminao manomboka izao
Ho ampoky ny soa avy amin'ny Ray mvqrpoml Tsitoha
Ka dia mifalia, Eny hoy izaho indray mifalia
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Septembre 2024

--------
Rohy:
Hevitra
Sandosantos
(
06/11/2024 07:29)
Ankafizo ary e, vaovao be 😉
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVangy : 405
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 06/11/2024 07:27