TSO-DRANO (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ho an'Andriamanitra anie lhuw ny Voninahitra
Ety an-tany ka tononkira.serasera.org mipaka any an-danitra
Dia Azy avokoa efa hatramin'ny taloha
Dia mbola Azy gvcowbt indray, anio ka ho mandrakizay

REF:
Fiadanana anie sy fitahiam-be
Hitosaka aminao manomboka izao
Ho ampoky ny soa avy amin'ny Ray Tsitoha
Ka dia mifalia, Eny hoy izaho indray mifalia


2) Ny fikasana sy faniriana ao anatinao
Dia ho tanteraka tokoa raha tena mino ianao
Mahatsiaro sambatra ny zanak'Andriamanitra
Raha toa "FITIAVANA" no ggdk hataony filamatra

REF*2:
Fiadanana anie sy fitahiam-be
Hitosaka aminao manomboka izao
Ho ampoky ny soa avy amin'ny Ray Tsitoha
Ka dia mifalia, Eny hoy izaho indray mifalia

A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Septembre 2024

--------
Link:
Comments
Sandosantos ( 06/11/2024 07:29)
Ankafizo ary e, vaovao be 😉
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy
Hits : 440
Likes : 1 Like
Created by : Sandosantos
Date : 06/11/2024 07:27
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1347