ANDAO HIARA-DIA (RANTSANA FANANTENANA BEMASOANDRO ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Andao hiara-dia
Andao hifankatia
Na misy aza tsy tia
Tsy ataontsika hahakivy sanatria

REF:
Jesôsy be fitia,
No mampifankatia
Aza misalasala
Fa n'iza n'iza iray ao am-bala
Avia, Avia avia hiara-dia
F' aza maniasia

2 Eny fa mbola misy
Ireo tsy mino indrisy
Variana miliba
Antsoy antsoy amin'ny feon'antsiva

REF:
Jesôsy be fitia,
No mampifankatia
Aza misalasala
Fa n'iza n'iza iray ao am-bala
Avia, Avia avia hiara-dia
F' aza maniasia

A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Rohy:
Hevitra
Sandosantos ( 22/05/2023 12:16)
SVM RF Bemasoandro Itaosy
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : RANTSANA FANANTENANA BEMASOANDRO ITAOSY
Vangy : 180
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 22/05/2023 12:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5905