Andriamanitra tokana (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra tokana ihany
No hoderaina eto androany
Ilay Tompo mpanjaka Tsitoha
Nefa koa be tononkira.serasera.org fitiavana sy be indra-fo
Asandrato bgcc ary koa ny hirantsika
Ka aza avela hangatsiaka
Fa raha mangina isika
Ny vato indray no hiantsoantso
ANDRIAMANITRA TOKANA ihany
No hoderaina eto androany
Ilay Tompon'ny Tompo, Mpanjakan'ny Mpanjaka
Asandrato ny hira aza dzngssbw avela hangatsiaka
Asandrato ary koa ny hirantsika
Ka lzibqk aza avela hangatsiaka
Fa raha mangina isika
Ny vato indray no hiantsoantso
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
No hoderaina eto androany
Ilay Tompo mpanjaka Tsitoha
Nefa koa be tononkira.serasera.org fitiavana sy be indra-fo
Asandrato bgcc ary koa ny hirantsika
Ka aza avela hangatsiaka
Fa raha mangina isika
Ny vato indray no hiantsoantso
ANDRIAMANITRA TOKANA ihany
No hoderaina eto androany
Ilay Tompon'ny Tompo, Mpanjakan'ny Mpanjaka
Asandrato ny hira aza dzngssbw avela hangatsiaka
Asandrato ary koa ny hirantsika
Ka lzibqk aza avela hangatsiaka
Fa raha mangina isika
Ny vato indray no hiantsoantso
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVangy : 696
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 22/05/2023 12:20
