Ao izy hanome (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha sendra misy ny adin-tsaina
Mampisento sy mampitaraina
Matetika mitanondrika ianao
Toa tsy hita izay azo atao
Indraindray aza moa dia tomany
Masiaka ny ankason'ny tany
Mahonena tokoa, mila ho vaky ny loha
Kanefa aza mamoy fo
REF:
Ao izy hanome, 'lay fitahianm-be
Anjara fitia fifaliana
hamafa ihany koa ny alahelom-po
Ho tapaka hatreo ny hakiviana
Tsy misy tambiny io, kanefa tadidio
Fa mila finoana madio
Meteza ary moa handray an'i Jesoa
Amin'ny fanahy sy fo
Meteza zbybfkvw ary moa nlycph handray an'i Jesoa
Amin'ny fanahy sy fo
2. Raha sendra ka diso famindra
Solafaka fa tsy voarindra
Dia ireo akaikinao ireo ihany
No velon'akora amin'izany
Dia ho kivy sady keraka foana
Tsy hita izay elpv eo anoloana
Fa feno aizim-be, ny làlana aleha
Kanefa henoy kely ange
A/C: Ny tononkira.serasera.org Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Mampisento sy mampitaraina
Matetika mitanondrika ianao
Toa tsy hita izay azo atao
Indraindray aza moa dia tomany
Masiaka ny ankason'ny tany
Mahonena tokoa, mila ho vaky ny loha
Kanefa aza mamoy fo
REF:
Ao izy hanome, 'lay fitahianm-be
Anjara fitia fifaliana
hamafa ihany koa ny alahelom-po
Ho tapaka hatreo ny hakiviana
Tsy misy tambiny io, kanefa tadidio
Fa mila finoana madio
Meteza ary moa handray an'i Jesoa
Amin'ny fanahy sy fo
Meteza zbybfkvw ary moa nlycph handray an'i Jesoa
Amin'ny fanahy sy fo
2. Raha sendra ka diso famindra
Solafaka fa tsy voarindra
Dia ireo akaikinao ireo ihany
No velon'akora amin'izany
Dia ho kivy sady keraka foana
Tsy hita izay elpv eo anoloana
Fa feno aizim-be, ny làlana aleha
Kanefa henoy kely ange
A/C: Ny tononkira.serasera.org Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Link:
About this song
Artist : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyHits : 908
Likes : 1 Like
Created by : Sandosantos
Date : 22/05/2023 12:21
