Ny zavatra rehetra (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Mifalia ry zatovo dieny mbola tanora ianao
Mandehana tanteraho izay tononkira.serasera.org rehetra sitraky ny fonao
Fa ny zava-drehetra dia azonao atao avokoa
Fa tsy ny zava-drehetra tokoa no tsara sady mahasoa
REF:
Fa 'zao zavatra rehetra izao
Tena mety mahasondriana anao
Fa fantaro izay ynjnrc tsara
Mba ho tsara fiafara
Nefa aoka koa ho fantatrao
Fa tsy maintsy ho tsaraina ianao
Hita n'Andriamanitra
'zay efa vita hatrizay
2) Ny Fanahy Masina no tena afaka manampy anao
Ka manoro anao ny làlana, làlana tsara sady marina
Ny Fanahy Masina no tena afaka manampy anao
Ka manoro anao ny làlana, làlana tsara dbhorxvf sady marina
REF:
Fa 'zao zavatra rehetra izao
Tena mety mahasondriana anao
Fa fantaro izay tsara
Mba ho tsara fiafara
Nefa aoka koa ho fantatrao
Fa tsy maintsy ho tsaraina ianao
Hita n'Andriamanitra lrwb
'zay efa vita hatrizay
SVM FJKM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVangy : 285
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandyrandrianaivo
Daty : 24/03/2025 09:35