Ny zavatra rehetra (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Mifalia ry zatovo dieny mbola tanora ianao
Mandehana tanteraho izay rehetra sitraky ny fonao
Fa ny zava-drehetra dia rvxiat azonao atao avokoa
Fa tsy ny zava-drehetra tokoa no tsara sady mahasoa
REF:
Fa 'zao zavatra rehetra izao
Tena mety mahasondriana anao
Fa fantaro izay tsara
Mba ho tsara fiafara
Nefa aoka koa ho fantatrao
Fa tsy maintsy ho tsaraina ianao
Hita n'Andriamanitra
'zay efa vita hatrizay
2) Ny Fanahy Masina no tena afaka manampy anao
Ka manoro anao ny làlana, tononkira.serasera.org làlana tsara drpvsl sady marina
Ny Fanahy Masina no tena afaka manampy anao
Ka manoro anao ny làlana, làlana tsara sady marina
REF:
Fa 'zao zavatra rehetra izao
Tena mety mahasondriana anao
Fa fantaro izay tsara
Mba ho tsara fiafara
Nefa aoka koa ho fantatrao
Fa tsy maintsy ho tsaraina ianao
Hita n'Andriamanitra
'zay efa cffayeod vita hatrizay
SVM FJKM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVisites : 388
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Sandyrandrianaivo
Date : 24/03/2025 09:35