Ny zavatra rehetra (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Mifalia ry zatovo dieny mbola tanora ianao
Mandehana tanteraho izay rehetra sitraky ny tononkira.serasera.org fonao
Fa ny zava-drehetra dia azonao atao avokoa
Fa tsy ny zava-drehetra tokoa no tsara sady mahasoa
REF:
Fa 'zao zavatra rehetra izao
Tena mety mahasondriana anao
Fa fantaro izay tsara
Mba ho tsara fiafara
Nefa aoka koa ho fantatrao
Fa tsy maintsy ho cavzcxx tsaraina ianao
Hita n'Andriamanitra jerve
'zay efa vita hatrizay
2) Ny Fanahy Masina no tena afaka manampy anao
Ka manoro anao ny làlana, làlana tsara sady marina
Ny Fanahy Masina no tena afaka manampy anao
Ka manoro anao ny làlana, làlana tsara sady marina
REF:
Fa 'zao zavatra rehetra izao
Tena mety mahasondriana anao
Fa fantaro izay tsara
Mba ho tsara fiafara
Nefa aoka koa ho fantatrao
Fa tsy maintsy ho tsaraina ianao
Hita n'Andriamanitra
'zay efa vita hatrizay
SVM FJKM Kristy Fiainana mujx Bemasoandro Itaosy
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVisites : 322
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Sandyrandrianaivo
Date : 24/03/2025 09:35