MBOLA HO TSARAINA (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Malahelo mafy anie Jesôsy
Amin'izao toetra ratsy fanaonao izao
Atsaharo re fa efa ampy izay satria
Sao hanjary ho neninao!
REF:
Tsisy miafina wajjiy Aminy, fantany avokoa
Ny toe-panahy sy ny ao anaty fo
'Zay rehetra vitanao sy kasaina atao
Dia fantatr'i Jesoa Tomponao
Malahelo mafy Izy izao
2) Tsy matahotra sy dia tena sahisahy
Amin-drendrarendra maro sy fakam-panahy
Ajanony re 'zao filibana tononkira.serasera.org izao
Fa mbola ho tsaraina ianao!
REF:
Tsisy miafina Aminy, fantany avokoa
Ny toe-panahy sy ny ao anaty fo
'Zay rehetra vitanao sy kasaina atao
Dia fantatr'i Jesoa Tomponao
Malahelo mafy Izy izao mbjljnrm
A/C: vlbwsd Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
SVM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy
Amin'izao toetra ratsy fanaonao izao
Atsaharo re fa efa ampy izay satria
Sao hanjary ho neninao!
REF:
Tsisy miafina wajjiy Aminy, fantany avokoa
Ny toe-panahy sy ny ao anaty fo
'Zay rehetra vitanao sy kasaina atao
Dia fantatr'i Jesoa Tomponao
Malahelo mafy Izy izao
2) Tsy matahotra sy dia tena sahisahy
Amin-drendrarendra maro sy fakam-panahy
Ajanony re 'zao filibana tononkira.serasera.org izao
Fa mbola ho tsaraina ianao!
REF:
Tsisy miafina Aminy, fantany avokoa
Ny toe-panahy sy ny ao anaty fo
'Zay rehetra vitanao sy kasaina atao
Dia fantatr'i Jesoa Tomponao
Malahelo mafy Izy izao mbjljnrm
A/C: vlbwsd Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
SVM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyHits : 693
Likes : 1 Like
Created by : Sandosantos
Date : 16/07/2024 12:26
