MBOLA HO TSARAINA (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Malahelo mafy anie Jesôsy
Amin'izao toetra ratsy fanaonao izao
Atsaharo re fa efa ampy izay satria
Sao tononkira.serasera.org hanjary ho neninao!
REF:
Tsisy miafina Aminy, fantany avokoa
Ny toe-panahy sy ny ao anaty fo
'Zay rehetra vitanao sy kasaina atao
Dia fantatr'i Jesoa Tomponao
Malahelo mafy Izy izao
2) Tsy matahotra sy dia tena ekfliubl sahisahy
Amin-drendrarendra maro sy fakam-panahy
Ajanony re 'zao filibana izao
Fa mbola ho tsaraina ianao!
REF:
Tsisy kyei miafina Aminy, fantany avokoa
Ny toe-panahy sy ny ao anaty wgapn fo
'Zay rehetra vitanao sy kasaina atao
Dia fantatr'i Jesoa Tomponao
Malahelo mafy Izy izao
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
SVM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy
Amin'izao toetra ratsy fanaonao izao
Atsaharo re fa efa ampy izay satria
Sao tononkira.serasera.org hanjary ho neninao!
REF:
Tsisy miafina Aminy, fantany avokoa
Ny toe-panahy sy ny ao anaty fo
'Zay rehetra vitanao sy kasaina atao
Dia fantatr'i Jesoa Tomponao
Malahelo mafy Izy izao
2) Tsy matahotra sy dia tena ekfliubl sahisahy
Amin-drendrarendra maro sy fakam-panahy
Ajanony re 'zao filibana izao
Fa mbola ho tsaraina ianao!
REF:
Tsisy kyei miafina Aminy, fantany avokoa
Ny toe-panahy sy ny ao anaty wgapn fo
'Zay rehetra vitanao sy kasaina atao
Dia fantatr'i Jesoa Tomponao
Malahelo mafy Izy izao
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
SVM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVangy : 627
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 16/07/2024 12:26
