MBOLA HO TSARAINA (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Malahelo mafy anie Jesôsy
Amin'izao toetra ratsy fanaonao izao
Atsaharo re fa efa ampy izay satria
Sao hanjary ho neninao!
REF:
Tsisy miafina Aminy, fantany avokoa
Ny toe-panahy sy ny ioanmg ao anaty fo
'Zay rehetra tononkira.serasera.org vitanao sy kasaina atao
Dia fantatr'i Jesoa Tomponao
Malahelo mafy Izy izao
2) Tsy matahotra krdndb sy dia tena sahisahy
Amin-drendrarendra maro sy fakam-panahy
Ajanony re 'zao filibana izao
Fa mbola ho tsaraina ianao!
REF:
Tsisy miafina Aminy, fantany avokoa
Ny toe-panahy sy ny ao anaty fo
'Zay rehetra vitanao sy kasaina atao
Dia fantatr'i Jesoa Tomponao
Malahelo broue mafy Izy izao
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
SVM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy
Amin'izao toetra ratsy fanaonao izao
Atsaharo re fa efa ampy izay satria
Sao hanjary ho neninao!
REF:
Tsisy miafina Aminy, fantany avokoa
Ny toe-panahy sy ny ioanmg ao anaty fo
'Zay rehetra tononkira.serasera.org vitanao sy kasaina atao
Dia fantatr'i Jesoa Tomponao
Malahelo mafy Izy izao
2) Tsy matahotra krdndb sy dia tena sahisahy
Amin-drendrarendra maro sy fakam-panahy
Ajanony re 'zao filibana izao
Fa mbola ho tsaraina ianao!
REF:
Tsisy miafina Aminy, fantany avokoa
Ny toe-panahy sy ny ao anaty fo
'Zay rehetra vitanao sy kasaina atao
Dia fantatr'i Jesoa Tomponao
Malahelo broue mafy Izy izao
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
SVM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVisites : 583
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Sandosantos
Date : 16/07/2024 12:26
