FAHEFANA (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Andriamanitra Tompo tsitoha, no isaoranay eto eram-po
Fa fitiavana lehibe tokoa, ary miampy ny famindram-po
Na dia maro aza ny ota efa vita sy ny ratsy nataontsika
Efa novidianay tamin'ny tononkira.serasera.org ràny, nofafany
REF: Fa Jesôsy Tompo efa nandresy, 'reo devoly ratsy sy fgtcxa fetsy
Teo ambonin'ny hazo fijaliana, duleaf sady tsy novidiana
Mandehana torio maneran-tany, fa fitiavana tsy mba lany
Ary fiainana soa mandrakizay, mandrakizay
2. Na dia misy aza fahavalo maro, te oyztj handavo sy mampimalo
Miaraka amin'ilay Jesoa Mpandresy, dia manoatra noho ny mpandresy
Ka hitsakitsaho sy hoseho, ireo devoly efa resy ireo
Efa nomena anao ny fahefana, FAHEFANA
REF: Fa Jesôsy Tompo efa nandresy, 'reo devoly ratsy sy fetsy
Teo ambonin'ny hazo fijaliana, sady tsy novidiana

A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVangy : 696
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 22/05/2023 12:34