FAHEFANA (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Andriamanitra Tompo tsitoha, no isaoranay eto eram-po
Fa fitiavana lehibe tokoa, ary miampy ny famindram-po
Na dia maro aza ny ota tononkira.serasera.org efa vita sy ny ratsy nataontsika
Efa novidianay tamin'ny ràny, nofafany
REF: Fa Jesôsy Tompo efa nandresy, 'reo devoly ratsy sy fdqmftd fetsy
Teo ambonin'ny hazo fijaliana, sady tsy novidiana
Mandehana torio maneran-tany, fa fitiavana tsy mba khnq lany
Ary fiainana soa mandrakizay, mandrakizay
2. Na dia misy aza fahavalo maro, te handavo sy mampimalo
Miaraka amin'ilay Jesoa Mpandresy, dia manoatra noho ny mpandresy
Ka hitsakitsaho sy hoseho, ireo devoly efa resy ireo
Efa nomena wfta anao ny fahefana, FAHEFANA
REF: Fa Jesôsy Tompo efa nandresy, 'reo devoly ratsy sy fetsy

Mandehana torio maneran-tany, fa fitiavana tsy mba lany

A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO

--------
Lien:
Commentaires
Sandosantos
(
22/05/2023 12:34)
SVM RF Bemasoandro Itaosy
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVisites : 644
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Sandosantos
Date : 22/05/2023 12:34